Dikan'ny teny : tsapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fidirana avy hatrany ao anatin'ny...; fandentehana ao anaty zavatra ka tsy misy manohana. - t.i.f.: Tsapahana, atsapaka, voatsapaka, tsinapaka, tafatsapaka 1 manatsapaka, fanatsapaka, mpanatsapaka 1 anatsapahana, fanatsapahana 1 mitsapaka, fitsapaka, mpitsapaka / itsapahana, fitsapahana 1 mahatsapaka 1 tsapatsapaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel