Dikan'ny teny : tsaporitika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin'ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin'izany no nahatonga ny anarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel