Dikan'ny teny : tsaraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsara) mt. ih. (tsarao): Tapahina izay manana ny marina na ny diso, tapahina izay meloka sy izay manana ny rariny: Anio no hotsaraina ny adinay, 1 Lanjalanjaina ka tapahina ny momba,..: Notsaraina izy ka afaka tamin'ny karatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel