Dikan'ny teny : tsaraingonina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsaraingona) mt. ih. (tsaraingony): Salovanina, tapahin-teny, tsatsaingonina: Aza tsaraingoninao ny olon-dehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel