Dikan'ny teny : tsaramaso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin'ny hodiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel