Dikan'ny teny : tsarapaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fianjerana tarnpoka tsy nampoizina ao anaty lavaka na rano na fandrika; filatsahana tsy nahy amin'ny toerana misy loza; fibolisarana ao anaty tevana... - t.i.f.: Tsarapahana, atsarapaka, voatsarapaka, tafatsarapaka J manatsarapaka, fanatsarapaka, mpanatsarapaka 1 anatsarapahana, fanatsarapahana 1 mitsarapaka, fitsarapaka, mpitsarapaka 1 itsarapahana, fitsarapahana 1 mahatsarapaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel