Dikan'ny teny : tsaravelatsihy

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fisehoana ho tsara ety ivelany fotsiny, fanaovana zavatra mba hiheveran'ny olona ny tena ho toy izao sy toy izao. I t.if•: Mihatsaravelatsihy, fihatsaravelatsihy, mpihatsaravelatsihy 1 ilratsarambelatsihy, fihatsarambelatsihy, ¶ M. h.: Mihatsaravelatsihy, vandana ivoho, donga takona, manga ivelany toa goaika, manafin-kilema, joko tsoriaka, saka manafin-koho, ranomaso manentsin-keloka, miefitra anaty toa harefo, vazi-miamboho, voara feno vitsika, mangahazo lo aty, tsara volana imaso, tsara va-va, malefaka am-bava, vava tsy ratsy, manao sotrobe la-va tango mahay atsy mahay aroa, manao tantànan-dro a lela, joko tsoriaka mahasambo-kary. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel