Dikan'ny teny : tsaroana

Hampiditra dikany vaovao
1 Tsarovina na Tsarovana (tsiaro) mt ih. (tsarouy): Averina ao an-tsaina indray, tadidina, tsy hohadinoina: Hotsaroako mandrakariva ny soa nataonao ahy. - F.-p.: Taon-dosa tsy tsaroana: enti-milaza ny hatsiaka mamirifiry izay toa tafahoatra noho ny tamin'ny taondasa. / Tsaroan'ny aina: ilazana ny zava-dehibe nihatra tamin'ny tena ka voasikotra ao am-po tsy mety hadino. J Tsy mahatsiaro tena: entimilaza ny olona torana na koa ny olona tsy mihevitra ny hajany fa mivarilavo amin'ny fitondran-tena ratsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel