Dikan'ny teny : tsatohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsatoka) mt. pdr. (tsatohy): Asiana (zavatra) mijoro tsy mihetsika, lentehana, joroana: Notsatohana hazo lava iray teo afovoan'ny tokotany. • lao.: Asiana, anaovana (teny) han-titra sy maharary: Notsatohako teny kely ny anao lahy ka niondrika tsy nahateny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel