Dikan'ny teny : tsatsahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsatsàka) mt. ih. (tsatsàho): Fotsiana (enti-milaza ny vary totoina fanintelony mba ho fotsy tanteraka): Ny tsatsai-bary no tsatsahina mba ho fotsy tanteraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel