Dikan'ny teny : tsatsaingoka

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsatsaingona a.: Fanembantsembanana olona miteny na fahamaikana hilaza alohan'ny rehetra ka mbola miteny ny hafa dia misosoka miteny koa. - t.i.f.: Tsatsaingonina, atsatsaingona, voatsatsaingona, tafatsatsaingona 1 mitsatsaingona, fitsatsaingona, mpitsatsaingona 1 itsatsaingonana, fitsatsaingonana I mahatsatsaingona I tsatsaingontsaingona. ΒΆ M.h.: Tsaraingona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel