Dikan'ny teny : tsatsatsatsa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ilazana ny fipitripitriky ny menaka mifangaro amin'ny rano ao anaty lapoaly; anambarana koa ny fitenenana haingana ataon' ny olona vavana toa miteniteny foana. - t.i.f.: Tafatsatsatsatsa J mitsatsatsatsa, fitsatsatsatsa, mpitsatsatsatsa 1 itsatsatsatsana, fitsatsatsatsana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel