Dikan'ny teny : tsatsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitonoana hena eo ambony afo, ka atao amin' izao na amin'ny salazam-by. i t.i.f.: Atsatsika, voatsatsika, tafatsatsika 1 manatsatsika, fanatsatsika, mpanatsatsika 1 anatsatsihana, fanatsatsihana / mitsatsika, fitsatsika, mpitsatsika 1 itsatsihana, fitsatsihana J mahatsatsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel