Dikan'ny teny : tsatso

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsy fisian-tsiro ; toetran'ny zavatra tsy misy tsirony, matsaboka. - t.i.f.: Tsatsoina, atsatso, voatsatso 1 manatsatso, fanatsatso, mpanatsatso 1 anatsatsoana, fanatsatsoana 1 mitsatso J mahatsatso / mihatsatso / matsatso 1 hatsatso, hatsatsoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel