Dikan'ny teny : tsatsoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsatso) mt. ih. (tsatsoy): Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony. ? h.o.: Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny heuitro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel