Dikan'ny teny : tsavatsava

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana hitsin-dalana, ka tsy mizotra amin'ny lalana faleha fa mamakivaky eny rehetra enY manitsaka ny volin'ny olona. 1 t.: Manavatsava, fanavatsava, mpanavatsava 1 anavatsavana, fanavatsavana / mahatsavatsava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel