Dikan'ny teny : tsefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. - t.i.f.: Tsefahina, atsefaka, voatsefaka, tafatsefaka / manatsefaka, fanatsefaka, mpanatsefaka 1 anatsefahana, fanatsefahana 1 mitsefaka, fitsefaka, mpitsefaka 1 itsefahana, fitsefahana J mahatsefaka 1 tsefatsefaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel