Dikan'ny teny : tselatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fahazavana miserana vetivety eny amin'ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra. ¶ M.h.: Helatra. • p. t.: Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena. - I t.i.f.: Tselarana, atselatra, voatselatra, tafatselatra / manatselatra / mitselatra, fitselatra, mpitselatra / itselàrana, fitselàrana / tselatselatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel