Dikan'ny teny : tsemboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Rano mivoaka amin'ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro:Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin'io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana"). ¶ M. h,: Dinitra. • p.t.: Mivoaka hatsemb?hana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony. - t.i.f.: Tsembohina, voatsemboka / manatsemboka, fanatsemboka, mpanatsemboka / anatsembohana, fanatsembohana / mitsemboka, fitsemboka / itsembohana, fitsembohana I mahatsemboka / tsembotsemboka/ hatsembohana, fahatsembohana. - F,-p.: Tsembo-dratsy: mivoaka hatsembohana be dia be noho ny hasasarana na ny tahotra. ¶ M.h.: Dinitra, dinitr'ombalahy, jijaka, jijika, hatsembohana. Tsemboka, mivoadinitra, mivoa-jiiaka, mivoajijika, rano iray, vonto, tsembo-dratsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel