Dikan'ny teny : tsenaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsena) mt. ih. (tsenao): (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin'ny seranam-piaramanidina ny zanany. 1 Setraina: Nisosososo nde-hibeda an'ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin'ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon'afo" R.R.R.). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel