Dikan'ny teny : tsentsitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitrohana ranonjavatra amin'ny vava; fitrohana ny ao anaty zavatra. - t.i.f.: Tsentsefina, atsentsitra, voatsentsitra, tafatsentsitra / mitsentsitra, fitsentsitra, mpitsentsitra 1 itsentsefana, fitsentsefana 1 mahatsentsitra 1 tsentsitsentsitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel