Dikan'ny teny : tseroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Menaka na ilo avy amin-'ny -tanantanamanga ka atao fampivalanana na famalanana: Tokony hisotro tseroka ianao fa angamba maloto ny kibonao. Ahitsio
2 a.: Loto mipetaka amin'ny tena na ny fitafiana; tsikoko: Koseho tsara ny sandrinao fa mbo!a be tseroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel