Dikan'ny teny : tsetahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsetaka) mt. pdr. (tsetaho): Asiana (zavatra) mipetaka tuera, tsatohana (zavatra) eo afovoany tsara, ampidirana (zavatra) avy hatrany: Tsetàhana andry eo afovoan'ny tokotany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel