Dikan'ny teny : tsetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mipetaka tsara, mitsatoka tsara eo afovoany, tafiditra avy hatrany. / h.o,: Falifaly, miramirana. i t.if,: Tsetahana, atsetaka, voatsetaka, tafatsetaka 1 manatsetaka, fanatsetaka, mpanatsetaka / anatsetahana, fanatsetahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel