Dikan'ny teny : tsetra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo kely avy amin' ny fipaikan'ny molotra amin'ny nify ka atao mariky ny alahelo na fangorahana: Tsy ampy ny tsetra tsy arahin'asa. - t.i.f.: Atsetra, tafatsetra / mitsetra, fitsetra, mpitsetra 1 itserana, fitserana 1 mahatsetra I tsetsetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel