Dikan'ny teny : tsetsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Malaky mandray afo, mirehitra toy ny mena-ka, vanja. 1 h,o.: Mailaka er? hilaza zavatra na hamaly izay lazaina aminy na anontaniana azy. - t.i.f.: Tsetsahana na tsetsahina, atsetsaka, voatsetsaka, tafatsetsaka I manatsetsaka, fanatsetsaka, mpanatsetsaka / anatsetsahana, fanatsetsahana 1 mitsetsaka, fitsetsaka, mpitsetsaka 1 itsetsahana, fitsetsahana / mahatsetsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel