Dikan'ny teny : tsi-

Hampiditra dikany vaovao
1 a) Tovona mahatonga ho anaran-javatra na toetra rehefa atao eo alohan'ny ft. voalohany: Tsikoko, tsilaiko. b) Tovona fanao eo alohan'ny anarana verindroa sasantsasany ka enti-milaza fanahafan-javatra, fa kelikely kokoa, mitovy amin'ny ki-: Tsitranotrano, tsivarivary (kitranotrano..,). d) Tovona fanao eo alohan'ny teny milaza isa atao verindroa, ka enti-milaza isan-tokon'io isa io avy: Tsidimidimy (mandeha isan-tokony dimy avy), tsifoiofolo, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel