Dikan'ny teny : tsia

Hampiditra dikany vaovao
1 p, mt,: Teny fandavana fanao amin'ny vaiinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? — Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel