Dikan'ny teny : tsiambaratelo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavatra afenfna tsy tiana ho fantatry ny be sy ny maro ka tsy lazaina afa-tsy amin'ny olona itokiana na sakaiza tiana vitsy foana: Mahatoky ahy ianao ka izany no ilazako aminao ny tsiambarateloko. 1 h. i.: Zava-miafina tsy fantatra: Manana tsiambaratelo betsaka ny zavaboary. ΒΆ M.h.: Zavatra tsy ambarambara, ankaro-miafina, am-po tsy miloaka, otrikafon'ny fo, am-po tsy ambara, tokantrano tsy ahahaka, tsy atao eo imason'olona, tsy fampitranga vahoaka, an' ny tena samy irery, tahirindresaka, teny mby am-bato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel