Dikan'ny teny : tsiaro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fiverenan'ny zavatra efa lasa ao an-tsaina indray. - t.i.f.: Tsaxovina na tsarovana na tsaroana, voatsiaro / mahatsiaro, fahatsiaro, mpahatsiaro / ahatsiarovana, fahatsiarovana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel