Dikan'ny teny : tsiavaramonina

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anaran-kazo madinika fanao fanafody tety (Rhaphispermum Gerard io ides). Ahitsio
2 a.: Anarambosotra nilazana ny kofafa. (Tao an-joron-trano atsimo andrefana, aka.' m'ny varavarana, no faihetxahan'ny Ntaolo ny fanoto sy ny kofafa fa tsy mba azo natao teny avara-patana izy ireo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel