Dikan'ny teny : tsibokaboka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Lalao fanenjika fanaon'ny anklzy: misy iray atao hoe'Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny ha-fa indray, fa izy kosa afaka. ? p.t.i Heverina ho boka fa tsy tena boka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel