Dikan'ny teny : tsidihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsidika) mt. ih. (tsidiho): Vangiana fa sendra nandalo teo akaiky ny tena; vangiana: Tsidiho i Nenitoanao fa manavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel