Dikan'ny teny : tsidradra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsidradraka a.: Teny ilazana toetra maro, toy ny an'ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin'ny hala, ny olona lavo na man-dry ka ny tongotra sy ny ta-nana mitsangana misandrahaka. i t. if.: Tsidradraina, tsidradrahina, atsidradra, atsidradraka, voatsidradraka, tafatsidradraka / manatsidradraka, fanatsidradraka, mpanatsidradraka / anatsidradrana, fanatsidradrana, anatsidradrahana, fanatsidradrahana / mitsidradra, fitsidradra, mp'r tsidradra / itsidradrana, fitsidradrana; itsidradrahana, fitsidradrahana / mahatsidradraka / tsidradradradra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel