Dikan'ny teny : tsifitofito

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Enti-milaza filaharana fito fito: Nalalaka ny arabe ka afaka nilahatra tsifitofito ny mpianatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel