Dikan'ny teny : tsihifina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsihika) mt. ih. (taihifo): Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin'ny farany. / Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela. ? (hazandrano) Alaina amin'ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel