Dikan'ny teny : tsihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsika) mt. ih. (tsiho): Tantavanina: Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany. ~ Lanina, alaina tsikelikely: Notsihiny tao lahy ny haren'ny olona ka lany ter'! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel