Dikan'ny teny : tsihitafototra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran-javamaniry misy tahony madinika ohatra ny horona ka mandadina eny ambony ahitra eny; tsy manam-paka miorina amin'ny tany izy io fa mitevitevika eny amin'ny sampan'ny ahitra rehetra eny ka toa miankina amin'ny ain' ny ahitra ny fivelomany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel