Dikan'ny teny : tsihy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tahon-javamanirY madinika — toy ny zozoro na ny herana na harefo — voarary ka atao lafika hipetrahana na hatoriana na hisakafoana (atao hoe: fandambanana izy amin'ity farany itY)• Karazan-tsihy: Tsihy hisatra: tsihy atao amin'ny hodi-jozoro mamirapiratra ka vita rary madinika ary tokandambana (jar. etsy ambony); mazàna ampiasaina hatao fatoriana ny tsihy hisatra; tsihy rindra: tsihy atao amin' ny hodi-jozoro tsotra; tsihy tokan-dambana: tsihy lambana iray ihany vite amin'ny zozoro na amin'ny herana; tsihy vitrana: tsihy roa lambana nozairina na koa tsihy nasiana vitrana, izany hoe nakambana mba ho be velarana kokoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel