Dikan'ny teny : tsika

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hazo maromaro atsatoka (1,50 m ny haavony ary 0,08 m ny elanelany avy) izay amatorana tsorakazo na volotsangana na volobao mitsivalana (4,50 m ny halavany), ka ny fitambaran'ireo dia atao fef y. Ahitsio
2 a: Fivoahan'ny rano tsikelikely — zara raha hita — manamika na manorika avy ao anaty tany. 1 t.if.: Tsihina, atsika, voatsika / manatsika, fanatsika, mpanatsika 1 anatsihana, fanatsihana / mitsika, fitslka / itsihana, fitsihana 1 mahatsika I tsitsika. - F.-p.: Tsi-dra: fivoahan-dra taikelikely. 1 Tsi-drano: fivoahan-drano tsikelikely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel