Dikan'ny teny : tsikadraha

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Zavamaneno kasohina izay toy izao: volotsangana miss, tonony anankiray no alaina, ka hatreo amin'ny tonony mankany an-kavanana no asiana tetika manodidina ny vatany sahabo ho 6 mWmetatra no elanelany; atao didy sompirana iny misy tetika iny mba hanatsara ny feony; tazonin' ny tanana havia izy, fa ny havanana kosa mitana ny fikasoka izay vita amin'ny si-faim volotsangana ihany. Hi-ta saika eran-tany ity karazan-iavamaneno ity; "caracha" no anarany any Brezilina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel