Dikan'ny teny : tsikala

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsikalana a.: Zavatra atao ambanin'ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kàka: Asio tsikalana ao ambanin' ny oata. 1 Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra ha-fa izay heverina ho sarobidy: Aleo uery tsikalakalam-bola toy izay uery tsikalakalampihavanana (ohab.): aleo very vola toy izay tapaka fihavanana; nentin'ny Ntaolo hilazana fa ny fihavanana dia zavatra sarobidy mihoatra noho ny vola. - t.i.f. : Tsikalana, na tsikalaina, tsikalanana, atsikala, atsikalana, voatsikala, tafatsikala, tafatsikalana / manatsikala, manatsikalana, fanatsikala, fanatsikalana, mpanatsikala, mpanatsikalana / anatsikalànana, fanatsikalànana / mitsikalana, fitsikalana 1 itsikalanana, fitsikalanana / mahatsikalana / tsikalankalana f tsikalakala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel