Dikan'ny teny : tsikanina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Kanina a.: Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin'ny afo amin'ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo. - t.i.f.: Atsikanina, voatsikanina, tafatsikanina I manatsikanina, fanatsikanina, mpanatsikanina I anatsikaninana, fanatsikaninana 1 mitsikanina, fitsikanina, mpitsikanina 1 itsikaninana, fitsikaninana / mahatsikanina 1 tsikaninkanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel