Dikan'ny teny : tsikaroka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihohihozana amin'ny tongotra aman-tanana, fanetsiketsehana tanana na tongotra mitsiparaka ao anaty rano; fanipazana ny tanan-kavia sy ny tanan-kavanana mifandimbindimby rehefa milomano. - t.i.f.: Tsikarohina, atsikaroka, voatsikaroka, tafatsikaroka / mitsikaroka, fitsikaroka, mpitsikaroka 1 itsikarohana, fitsikarohana 1 mahatsikaroka 1 tsikarokaroka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel