Dikan'ny teny : tsikera

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin'ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman'olona iray. - t.i.f.: Tsikeraina, atsikera, voatsikera / manatsikera, fanatsikera, mpanatsikera / anatsikerana, fanatsikerana 1 mitsikera, fitsikera, mpitsikera / itsikerana, fitsikerana I mahatsikera 1 tsikerakera. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel