Dikan'ny teny : tsikeraina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikera) mt. ih. (tsikerao): Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao uery izay. 1 (hevitra) Savasavaina amin'ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny heuitr'ilay ohabolana hoe: Viu? nanitrika ka bongo mason'ny nahiny. ~ Tanisanisaina ny kileman'olona iray: NotsikeraindRasoa tamin'ny manodidina ny toetran'ny vadiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel