Dikan'ny teny : tsikiloina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tsikilovina (tsikilo) mt. th, (tsikiloy, tsikilouy): Atao ara-maso: Tsikiloin'io olona io daholo izay rehetra ataoko. ~ Tilina, zahana taratra tsy misy mpahalala: Notsikilouin'ny fahaualo ny fihetsiky ny tafika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel