Dikan'ny teny : tsikintsikina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fitikintikina, fidihindihina, fisehoana ho zavatra, fiangentsanana amin'ny fomba famindra sy ny haingo isan-karazany. - t.i.f, : Tafatsikintsikina I mitsikintsikina, fitsikintsikina, mpitsikintsikina 1 itsikintsikinana, fitsikintsikinana 1 mahatsikintsikina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel