Dikan'ny teny : tsikirity

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Voronkely mitovitovy bika amin'ny fody, fa kely ary matetika miara-dia aminy saingy mpanara-dia fotsiny, nahatonga ilay ohabolana hoe: "Tsikirity momba fody: tsy tompon-dia fa mpanaraka". Ahitsio
2 a.: Zavamaniry mandadina fihinan-dravina (Mussoenda arcuta). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel