Dikan'ny teny : tsikoinkoina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fanaovana fanafody. •Koinkoina, taraina misy moimoy. i t.i.f.: Tafatsikoinkoina 1 manatsikoinkoina, fanatsikoinkoina, mpanatsikoinkoina 1 anatsikoinkoinana, fanatsikoinkoinana 1 mitsikoinkoina, fitsikoinkoina, mpitsikoinkoina 1 itsikoinkoinana, fitsikoinkoinana 1 mahatsikoinkoinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel